Entry (1/3) | 1 hatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 20 hatramy |
Entry (2/3) | 21 hatra |
Part of speech | 22 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà |
Explanations in English |
24 [1.7] up to, as far as (of time and space) |
Explanations in French |
25 [1.8] depuis, jusqu'à |
All compound words | 26 32 words containing hatra |
Vocabulary | 27 Time |
Entry (3/3) | 28 hatra |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in English |
30 [1.2] a word for zatra [Provincial]
|
Explanations in French |
31 [1.19] habitué. § zàtra. [Tankarana]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |