Entry dinika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
¶ Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [Rajemisa 1985]
English translation   conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [Richardson 1885]
   careful examination [Hallanger 1973]
French translation   examen, consultation [Hallanger 1974]
Examples  
1Ary vao izay no tohizina ny dinika. [Ndemahasoa: Antakay, page 59]
2Faràno eto ity dinika voalohany ity. [Rahajarizafy: Filozofia, page 33]
Vocabulary  
Derivations  

Entry dinika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [Rajemisa 1985]
English translation   chewing the cud [Hallanger 1973]
French translation   rumination [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  

Entry dinika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fahakelezana, faharotsadrotsahana [Rajemisa 1985]
Derivations  
Toponymy   Place names having the word dinika (0)

Entry dinika (dika)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [Rajemisa 1985]
English translation   anything small, minute detail [Richardson 1885]
Synonyms   malinika
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/05/26