Entry | 1 fanalampiery |
Elementary words | 2 fanala, 3 fiery |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1] |
Vocabulary | 6 Game |
Synonyms | 7 alam-piery, fangalam-piery |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |