Entry drano > ranoka
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [Rajemisa 1985]

Entry drano > ranoka
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [Rajemisa 1985]
 zaka afaka mikoriana
¶ ranoka mitsikobana: ranoka ahitana zaka tsy mandry
¶ ranoka volokano: raha miempo mikoriana avy amin'ny volokano. [Vocabulary: Geology] [SLP 1986]
French definition liquide, fluide
¶ ranoka fampidirana ra: liquide perfusion. [Vocabulary: Biology]
¶ ranoka mifangaro: liquides miscibles
¶ ranoka mitsikobana: liquide trouble
¶ ranoka mora mietona: liquide volatil
¶ ranoka volokano: lave de volcan. [Vocabulary: Geology] [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms ara-dranoka

Entry drano > rano
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [Rajemisa 1985]
English definition water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [Richardson 1885]
 water; liquid [Hallanger 1973]
French definition eau; liquide [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
rano
ranoko
ranonao
ranony
ranontsika
ranonay
ranonareo
ranon'
ranon-
ranom-
-drano
Compound words, titles, names 
Examples 
1ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[Fox: Hainteny, number 336]
2Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
3Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano. [Andriamalala: Ranomasina, page 72]
4Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika. [Andraina: Mitaraina, page 93]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word rano (70)
Aborano
Alatsinainy-Loharano
Ambakirano
Ambalarano
Ambinanindrano
Ambodirano
Ambohidrano
Ambohidranomanga
Ampararano
Ampararanokely
Anaborano
Anahidrano
Andoharano
Andranobe
Andranofasika
Andranofotsy
Andranolava
  Andranomadio
Andranomafana
Andranomahitsy
Andranomainty
Andranomaitso
Andranomalaza
Andranomamy
Andranomanga
Andranomangatsiaka
Andranomanintsy
Andranomasina
Andranomavo
Andranomavokely
Andranomena
Andranomiditra
Andranonakanga
Andranoroa
  Andranosoa
Andranotakatra
Andranotantely
Andranotelo
Andranotsara
Andranovaky
Andranovato
Andranovelona
Andranovola
Andranovoribe
Andranovory
Anivorano
Antsampandrano
Berano
Bokarano
Iaborano
Kiranomena
  Loharano
Madiorano
Maevarano
Maintirano
Mangarano
Mariarano
Mavorano
Mitsinjorano
Morarano
Ranobe
Ranofotsy
Ranomafana
Ranomainty
Ranomandry
Ranomena
Ranotsara
Soarano
  Tsararano
Tsinjorano

Entry drano > rano
Part of speech noun
French definition  Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry drano > rano
Part of speech noun
English definition a child that dies under two years of age [Richardson 1885]

Entry drano > rano
Part of speech noun
English definition a disease supposed to arise from water [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry drano > rano
Part of speech adjective
English definition soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [Richardson 1885]

Entry drano > raño
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] sakaiza [Rakotosaona 1972]