|
|
|
|

Entry 1  ranomasimbe
Elementary words  2 rano, 3 masina, 4 be
Part of speech  5  noun
Examples  6  Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra ! [2.508#14]
7  Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe. [2.356#32]
8  Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny? [2.499#12]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Synonyms  10 bambandrano, bambandranobe, bambandranomasina

Updated on 2026/02/26