|
|
|
|

Entry1  ranonorana
Elementary words  2 rano, 3 orana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explanations in English  6 rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2]
7 rain [1.7]
Explanations in French  8 pluie, eau de pluie [1.8]
Examples  9  zavona ve sa ranonorana? [2.131]
10  - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470]
Vocabulary  11  Meteorology
Synonyms  12 orana
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Article  14 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/17