Entry ranomody (rano, ody)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano mitambolimbolina amin' ny renirano ka mety hahafaty ny olona milomano voasangodina ao anatiny [Rajemisa 1985]
 rano miherina [SLP 1986]
English translation [ rano mody ] A whirlpool, an eddy of water. [Richardson 1885]
French translation eau tourbillonante [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31