Entry (1/3) | 1 ranoka |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava |
Entry (2/3) | 6 ranoka |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in French |
8 [1.3#510] L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir |
Vocabulary |
9 Health |
Entry (3/3) | 10 ranoka |
Part of speech | 11 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary 24 [1.13] zaka afaka mikoriana |
Explanations in French |
25 [1.13] liquide, fluide |
Vocabulary |
26 Physics |
Synonyms | 27 ara-dranoka |
Anagrams | 28 akoran, ankora, aronak, karona, korana, nakaro, nakora, narako, naraok, naroak, ranoka, rokàna, ronaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |