Entry | 1 ranon-dolana |
Elementary words | 2 rano, 3 lolana |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [1.1] 6 rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [1.13] |
Explanations in French |
7 eaux usées [1.13] |
Examples |
8 Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka.
[2.470#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |