| Entry (1/2) | 1 ranomafana |
| Elementary words | 2 rano, 3 mafana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy
[1.1] |
| Explanations in English |
6 (rano mafana) Warm water; hot springs
7 fig. anger; a present. [1.2] |
| Explanations in French |
8 (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts.
[1.196] |
| Examples |
9 Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka.
[2.366]
|
| Vocabulary | 10 Botany |
| Entry (2/2) | 11 Ranomafana |
| Elementary words | 12 rano, 13 mafana |
| Part of speech | 14 name (toponym) [Full list] |
| Examples |
15 Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns.
[2.508]
|
| Vocabulary | 16 Geography: towns |
| Anagrams | 17 fanamorana, ranomafana, Ranomafana |
| Updated on 2025/11/27 |
|