Entry ranondoha (rano, loha)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany [Rajemisa 1985]
 rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka [SLP 1986]
English definition [ ranon-doha ] The show before birth. [Richardson 1885]
French definition liquide amniotique [SLP 1986]
Vocabulary 

2012/03/13