|
|
|
|

Entry1  ranovisy
Elementary words  2 rano, 3 Visy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy [1.1]
Examples  6  ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro. [2.59#339]
7  Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona. [2.324]
Vocabulary  8  Health
Other spellings  9 rano visy

Anagrams  10 ranovisy, 11 vosirina

Updated on 2025/11/02