|
|
|
|

Entry1  ranovoahasina
Elementary words  2 rano, 3 voahasina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany. [1.1]
Vocabulary  6  Beliefs

Updated on 2025/09/12