|
|
|
|

Entry (1/2)1  rano mahery
Elementary words  2 rano, 3 mahery
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 a) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy
6 rano maria, rano mena
7 hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery
8 b) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy [1.1]
Explanations in English  9 Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound [1.2]
Explanations in French  10 (de rano : eau ; et mahery : forte).
11 Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; [1.196]
Examples  12  Rehefa miverina ny mpaka ranomahery dia miara-mifamalivaly hoe: "Zana-boromahery manatody am-bato. [2.436#]
13  Ny mifehy voatavo dia fanomanana ny voatavo hitondrana ny ranomahery ilaina amin' ny famorana ny Zanakandriana. [2.508]

Entry (2/2)14  ranomahery
Elementary words  15 rano, 16 mahery
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18 asidra [Bezanozano] [1.78]
19 Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana [1.1]
Explanations in English  20 vitriol [1.2]
Explanations in French  21 (de rano : eau ; et mahery : forte).
22 Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. [1.196]
Vocabulary  23  Chemistry

Anagrams  rano mahery, ranomahery

Updated on 2025/11/27