| Entry (1/2) | 1 ranovelona |
| Elementary words | 2 rano, 3 velona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana.
[1.1] |
| Entry (2/2) | 6 rano velona |
| Elementary words | 7 rano, 8 velona |
| Part of speech | 9 locution |
| Explanations in Malagasy |
10 rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha.
[1.1] |
| Explanations in English |
11 Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation.
[1.2] |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 ranovelona, rano velona |
| Updated on 2025/11/09 |
|