Entry | 1 ranonando |
Elementary words | 2 rano, 3 ando |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra [1.1] 6 [ranon' ando] rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando [1.1] |
Explanations in French |
7 la rosée [1.3, 1.13] |
Examples |
8 Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470]
9 Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana [2.472] |
All compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word ranonando |
Anagrams | 12 anandrono, 13 anondrano, 14 ranonando |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |