| Entry |
 |
la
|
| Part of speech | |
noun
|
| Malagasy definition | |
Fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana,
tsy hanaiky, tsy hanao.
(Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L
voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D).
-- Indreto ny teny niaviany:
Soehily la (tsy, tsia);
Mag. enda (tsia), menda (mandà);
Tir. enda (tsia);
Maley enggan (mandà). ¶ Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy;
tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà
na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany.
Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. [Ravelojaona 1937]
|
| | |
Fandavana [Antesaka]
[Rakotosaona 1972]
|
| | |
Mandà, miodina [Bara]
[Rakotosaona 1972]
|
| | |
Tsy fetezana hanao, tohitra [Rajemisa 1985]
|
| English translation | |
Root of the following [compare to Swahili la,
meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [Richardson 1885]
|
| French translation | |
Refus, reniement, renoncement, rejet, négation [Abinal 1888]
|
| | |
Refus [Rajaonarimanana 1995]
|
| | |
Qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [Hallanger 1974]
|
| | |
Action de nier, de refuser [Rajaonarimanana 1996]
|
| Italian translation | |
Rigettare. Nandà ny zanany ma [...] ¶ Rifiutare. Nanda ny fanomezana ny ol [...] ¶ Negare. Manda ny marina ianao: t [...] [full text in Profita 1969]
|
| Derivatives | |
| Compounds | |
|
| Proverbs | |
|
| Entry |
 |
la
|
| Part of speech | |
conjunction
|
| French translation | |
Si [Tanala]
[Beaujard 1998]
|
|
| Entry |
 |
la
|
| Part of speech | |
article
|
| Malagasy definition | |
Teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra:
la tsara! : tsara!
da tsara! : tsara dia tsara!
la maro eke! : dia marobe re izy izany! [Ravelojaona 1937]
|
| | |
Teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra:
La maty va? : efa maty va?
La tonga omale ia : efa tonga omaly izy. [Ravelojaona 1937]
|
|
| Entry |
 |
la-
|
| Part of speech | |
prefix
|
| Malagasy definition | |
Ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe
LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana
tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe:
latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe),
lapoely (la poêle), labiera (la bière),
labozia (la bougie), ets. ets. [Ravelojaona 1937]
|
|
| Entry |
 |
la
|
| Part of speech | |
adjective
|
| Malagasy definition | |
Tonta (fiasana), mihintsana (volo) [Antesaka]
[Rakotosaona 1972]
|
|
| Entry |
 |
là
|
| Part of speech | |
adverb
|
| Malagasy translation | |
Ao, etsy, eroa erý, izany, izay.
Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity.
Il était là tout à l'heure:
vao haingana izy no tao.
De là au village il y a deux cents pas:
hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [Malzac 1926]
|
| French definition | |
any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
¶ àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [Hallanger 1974]
|
| | |
ao, tao, ho ao: là (pas visible)
[Hallanger 1974]
|
| | |
eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible
[Hallanger 1974]
|
| | |
indry: voilà! là!
[Hallanger 1974]
|
| | |
injao: là! (tout près)
[Hallanger 1974]
|
|
| Entry |
 |
là
|
| Part of speech | |
adverb
|
| | |
eo (a vista);
ao (non a vista);
ary (lontano)
[Profita 1969]
|
|
| Entry |
 |
la
|
| Part of speech | |
article
|
| | |
ny
[Profita 1969]
|
|
| Entry |
 |
la
|
| Part of speech | |
noun (symbol)
|
| Malagasy translation | |
Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam- [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| | |
Laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao
solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany):
DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [Ravelojaona 1937]
|
| Vocabulary | |
| Illustrations | |
|
|
| Entry |
 |
La
|
| Part of speech | |
noun (symbol)
|
| Malagasy translation | |
Singa mivaingana, faha-57 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
| English translation | |
Lanthanum. [3.1]
|
| French translation | |
Lanthane. [3.1]
|
| Vocabulary | |
|
| Entry |
 |
LA
|
| Part of speech | |
noun (symbol)
|
| Malagasy translation | |
Fanafohezan-tenin' i Los Angeles
(adika hoe ny anjely rehetra): tanàna
lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
|
| | |
Fanafohezan-tenin' i Louisiana:
fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
|
| Vocabulary | |
| Illustrations | |
|
|