| Entry | 1 injao |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Injao Rakoto fa vohay
[1.1] |
| Explanations in English |
4 listen! Hark!
[1.2] 5 there! [1.7] |
| Explanations in French |
6 là! (tout près)
[1.8] |
| Synonyms | 7 inao |
| Anagrams | 8 anjoy, injao, 9 jaony, 10 jiona, 11 Joany, 12 Jonia |
| Updated on 2025/11/17 |
|