| Entry (1/2) | 1 ny |
| Part of speech | 2 article [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[ñy]
3ny.
[Bezanozano]
[1.78] 4Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: Ilaina ny vola. / Mendri-tsazy ny mpianatra kamo.. 5Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba.. 6Azo atao indraidray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy.. 7Azo atao eo alohan'ny teny hafa noho ny anarana izay ampiasaina ho toy ny anarana: Manaova ny marina, manaja ny ianao fa maniratsira kosa ny ialahy. Sarotra ny mitondra olona. Manembona ny any izy dia malahelo.. [1.1] |
| Explanations in English |
8the.
[1.2, 1.7] 9Compare iny. [1.2] |
| Explanations in French |
10le, la, les..
[1.3#453, 1.5, 1.8] 11Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, sire, de partir aussi.. [1.3] |
| All compound words | 126 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 13 -ny |
| Part of speech | 14 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
15Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina: Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony. / Tsy azony izany..
[1.1] |
| Explanations in English |
16His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it..
17Tranony [trano]. His, her, its or their house.. 18Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them.. 19When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra in the third person singular or plural and used absolutely, the whole syllable -ka or -tra is rejected before the -ny is added.. 20Satrony [satroka]. His, her, its or their hat or hats.. 21Tongony [tongotra]. His, her, its or their foot or feet.. 22It is usual to elide the y of this word when followed by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: Tranon'ny olona: a person's house. Lazain'ny raiko: told by my father.. [1.2] 23his, her, its. their ; by him, by her, by it, by them.. [1.7] |
| Explanations in French |
24De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles. Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, son maître, leur maître. Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. Amboniny: au-dessus de lui..
25Terminaison euphonique. Farany: la fin. Tobia rainy: Tobie le père. Radama rainy: Radama I.. [1.3] 26De lui, d'eux, d'elles. Par lui, par eux, par elle, par elles.. [1.5] 27à lui, à elle, à eux; son, leur; fait par lui, par elle, par eux.. [1.8] |
| Analogs | 28 azy, 29 izy |
| All compound words | 303 combinations of this word |
| Tables and plates |
31 All the pronouns |
| Updated on 2025/10/11 |
|