Entry mafy la (mafy, la)
Part of speech expression
Malagasy definition mizirizy tsy mety manaiky [Ravelojaona 1937]
 Mandà, tsy azo atao ahoana amin' ahoana; fatra-panohitra mafy, mikiribiby rehefa mandà [Rajemisa 1985]
English definition stubborn in denying when one has done wrong [Richardson 1885]
French definition qui nie mordicus, qui résiste à l'évidence [Abinal 1888]

2011/02/07