Entry eroa
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Bara] ary [Rakotosaona 1972]
   Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
English definition   there far away (in sight) [Hallanger 1973]
French definition   là bien loin, visible [Hallanger 1974]
Examples  
1Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [Rajohanesa: Kintana]
2Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 166]
Derivations  
Morphology  
eroa
teroa
Compound words, titles, names  
Analogy   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Updated on 2014/02/10