Entry ala
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry [Rakotosaona 1972]
   Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka [Rajemisa 1985]
English definition   a forest, a wood [Mal. alas.] [Richardson 1885]
   a forest [Hallanger 1973]
French definition   forêt [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Examples  
1Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa? [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 95]
2Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [Andraina: Mitaraina, page 206]
3mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [Dahle: Angano]
4Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [Randriamamonjy: Tantara, page 398]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  
Toponymy   Place names having the word ala (12)
Alasora
Analakely
Analamafana
  Analamanga
Analamena
Analaroa
  Analatelo
Analavory
Ialapapango
  Ialatelo
Ialatsara
Maroala
 
Illustrations  

Entry ala
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Fakana, fanesorana
¶ Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa.
English definition   without, on the outside of, removed, freed from. Much used in making compound words and phrases. See afaka, aka, isotra, saraka. [Richardson 1885]
French definition   sortie, enlèvement [Abinal 1888]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry ala
Part of speech   noun
English definition   [Provincial] a provincial name for a serpent [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry a (la)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina [Rajemisa 1985]
French definition   ce qu'on emploie pour nier. Alavy ny hevi-diso ny rariny: employez la vérité contre l'erreur [Abinal 1888]
Morphology  
alà
alàko
alànao
alàny
alàntsika
alànay
alànareo
alàn'
alàn-
alàm-
nalà
nalàko
nalànao
nalàny
nalàntsika
nalànay
nalànareo
nalàn'
nalàn-
nalàm-
halà
halàko
halànao
halàny
halàntsika
halànay
halànareo
halàn'
halàn-
halàm-
alavy

Entry alà
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   [Bara] Vohana [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/08/07