|
|
|
|

Entry1  izy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso.
4 Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo. [1.1]
Explanations in English  5 He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.]. [1.2]
6 he, she, it. [1.7]
Explanations in French  7 Il, elle, lui, le, la. [1.3]
8 Il, elle. [1.5]
9 il, elle. [1.8]
Analogs  10  azy, 11  izyireo, 12  ny
All compound words  13  22 combinations of this word
Tables and plates  14  All the pronouns

Updated on 2025/11/09