Entry fandavana (la)
Part of speech noun
Malagasy definition Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy
¶ Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ve izahay? -- Tsy misy fandavana e
¶ Fitsipahana zavatra iray tsara lazaina fa diso: Ny fandavan' ny olona ny fisian' Andriamanitra no mampanaram-po azy
¶ Filazana ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin' ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an' i Satana [Rajemisa 1985]
 Ny TSI-FANDAVANA anie ka tsy fanekena tsy akory e! [Ravelojaona 1937]
English definition refusal, disapproval, denial [Hallanger 1973]
French definition le refus, le renoncement, le reniement [Abinal 1888]
 refus, renoncement, reniement [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Examples Fandavana ankitsirano no nantenaiko hambarany, kinanjo raikitra tsy ahoan-tsy ahoana teo ny varotra an' arivony. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 42]

2014/06/04