Entry (1/11) | 1 arỳ |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1] |
Explanations in English |
4 there, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2] 5 there far away (not in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3] 7 là-bas (loin, pas visible) [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 17 Space |
Analogs | 18 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Entry (2/11) | 19 ary |
Part of speech | 20 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1] |
Explanations in English |
22 and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2] 23 and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7] |
Explanations in French |
24 et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8] |
All compound words |
|
Entry (3/11) | 26 àry |
Part of speech | 27 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
28 Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1] |
Explanations in English |
29 then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2] |
Explanations in French |
30 donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3] 31 donc [1.5] |
All compound words |
|
Entry (4/11) | 33 ary |
Part of speech | 34 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
35 any [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (5/11) | 36 ary |
Part of speech | 37 adjective |
Explanations in Malagasy |
38 Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1] |
Explanations in English |
39 existed, formed, produced; being. [1.2] 40 made, created, brought into being [1.7] |
Explanations in French |
41 créé, qui existe [1.3, 1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 49 15 combinations of ary |
Entry (6/11) | 50 ary |
Part of speech | 51 noun |
Explanations in Malagasy |
52 Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1] |
Explanations in French |
53 action de rejeter [1.3, 1.5] 54 action d'abandonner, de perdre [1.3] 55 action de jeter. Variant: are [1.14] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (7/11) | 61 ary |
Part of speech | 62 noun |
Explanations in Malagasy |
63 taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1] |
Explanations in English |
64 the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2] |
Explanations in French |
65 la rate [1.3] |
Vocabulary | 66 Biology |
Analogs | 67 arinkena |
Entry (8/11) | 68 ary |
Part of speech | 69 noun |
Explanations in Malagasy |
70 nonon'omby, tohatra [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (9/11) | 71 ary |
Part of speech | 72 noun |
Explanations in Malagasy |
73 fiverenana ilalana [Taimoro]
[1.78] |
Entry (10/11) | 74 ary |
Part of speech | 75 noun |
Explanations in French |
76 Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex. : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka] (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro, Taisaka] [1.196] |
All compound words |
|
Vocabulary | 79 Botany |
Scientific name |
|
Entry (11/11) | 80 ary |
Part of speech | 81 noun |
Explanations in Malagasy |
82 jereo ariary [1.1] |
Anagrams | 83 àry, arỳ, ary, 84 irà, ira, 85 ray, 86 ria |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |