Entry indrỳ
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [Rajemisa 1985]
English definition   behold! Here it is. See indro [Richardson 1885]
   look! there it is! [Hallanger 1973]
French definition   voilà! là! [Hallanger 1974]

Entry indrỳ
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [Rajemisa 1985]
English definition   you (singular), used familiarly by mother to daughter [Hallanger 1973]
French definition   toi, s'emploie entre la mère et sa fille [Hallanger 1974]

Entry indry
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   [Bara] [Rakotosaona 1972]
Derivations  
Synonyms   indriky

Updated on 2010/08/24