|
|
|
|

Entry (1/9)1  any
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Explanations in English  4  there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
5  there, fairly far away not visible; [1.7]
Explanations in French  6  [añy] là-bas, à, vers [Taisaka] [1.82]
7  là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Explanations in Italian  8  in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Examples  9  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
10  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
All compound words  14  28 combinations of any
Analogs  15  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary

Entry (2/9)16  any
Part of speech  17  adverb [Full list]
Explanations in English  18  prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Explanations in French  19  préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
All compound words  20  22 combinations of any

Entry (3/9)21  any
Part of speech  22  preposition [Full list]
Explanations in English  23  belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
All compound words 

Entry (4/9)27  any
Part of speech  28  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  29  Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Explanations in English  30  used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
All compound words 

Entry (5/9)34  any
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Explanations in English  37  Ira is used in the provinces. [1.2]
Explanations in French  38  ourdissage de la trame [1.3#48]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :

Entry (6/9)46  any
Part of speech  47  passive verb
Explanations in Malagasy  48  atao, inoana [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  49  qu'on fait, qu'on croit [Taisaka] [1.82]
Morphology 
50  Present :
51  Past :
52  Future :
53  Imperative :

Entry (7/9)54  añy
Part of speech  55  noun
Explanations in Malagasy  56  rivotra [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  57  vent [Taisaka] [1.82]
Vocabulary  58  Meteorology

Entry (8/9)59  any
Part of speech  60  Unspecified
Explanations in French  61  qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [Taisaka] [1.82]
All compound words 
Vocabulary  64  Health

Entry (9/9)65  any    
Part of speech  66  pronoun [Full list]
Explanations in English  67  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Anagrams  68 an' i, 69 añy, any, 70 ~ina, i~na, ina, 71 nay, -nay, 72 nia

Updated on 2025/09/20