|
|
|
|

Entry (1/3)1  ao
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
4 Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
5 Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana [1.1]
Explanations in English  6 there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo. [1.2]
7 there (not in sight) [1.7]
Explanations in French  8 là: designe un endroit situé à une certaine distance qu'on ne voit pas [1.107#77]
9 là (pas visible) [1.8]
Examples  10  ao an-dohasaha ny kisoa (Les cochons sont dans la vallée) [1.107#77]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Analogs  15  any, 16  ao, 17  ary, 18  aroa, 19  aty, 20  ato, 21  atsy, 22  eny, 23  eo, 24  ery, 25  eroa, 26  ety, 27  eto, 28  etsy
All compound words  29  3 combinations of that word

Entry (2/3)30  -ao
Part of speech  31  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  32 Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity? [1.1]
Explanations in English  33 thine, thy; by thee. [1.2]
Explanations in French  34 -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
35 Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là! [1.3]
36 De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom. [1.3]
37 De toi, par toi, de vous, par vous. [1.5]
Analogs  38  nao, 39  anao, 40  ianao
Tables and plates  41  All the pronouns

Entry (3/3)42  ao
Part of speech  43  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  44 teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy! [Betsimisaraka] [1.78]

Updated on 2025/12/08