Entry eo
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao)
¶ Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [Rajemisa 1985]
English definition here (in sight) [Hallanger 1973]
French definition ici (visible) [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
eo
teo
ho eo
Compound words, titles, names 
Analogy  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

2017/06/15