Entry mamba
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tandroy] voay ngeza [Rakotosaona 1972]
 Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [Rajemisa 1985]
English definition a crocodile (a Bantu word) [Hallanger 1973]
French definition crocodile (mot bantou) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ trimo ~ vily ~ voae ~ voay
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2mikaretsaka ny mamba tsy mahita [Fox: Hainteny, number 294]
Quotes 
Toponymy Place names having the word mamba (1): Bemamba
Illustrations 

Entry mamba
Part of speech noun
Malagasy definition Olona goavambe
¶ Olona be tenda, be kibo [Rajemisa 1985]
French definition Se disait des colosses et des goinfres [Veyrières 1913]

Entry Mamba
Part of speech name (toponym) [full list]
French definition Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1]
Vocabulary 
Other spellings 
Quotes 

2019/02/01