| Entry | 1 tapiny |
| Part of speech | 2 noun tapika and pronoun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany.
4 Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana.. [1.1] |
| Synonyms | 5 tapika |
| Anagrams | 6 pañity, 7 tapiny |
| Updated on 2025/11/11 |
|