|
|
|
|

Entry1  fitanisana
Root  2 tanisa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovana tanisa..
5 Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? .
6 Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. . [1.1]
All compound words  7 fitanisana ny matoanteny

Anagrams  8 fanitsiana, 9 fitanisana

Updated on 2025/11/11