Entry | sary | ||||
Part of speech | noun | ||||
Malagasy definition | Fakan-tahaka zavatra anankiray amin' ny soritsoritra misy loko na tsia, izay sahala mifandraika amin' ilay zavatra: Misy sarin' ny trano fianaranay ato amin' ity boky ity. [Rajemisa 1985] | ||||
English translation | a picture ¶ bastard offspring [Hallanger 1973] | ||||
French translation | image, tableau ¶ descendance bâtarde [Hallanger 1974] | ||||
Malagasy definition | ¶ sary fampihaingoan-javatra: sary miverimberina manao tohivakana mba hampihaingoan-javatra [SLP 1986] | ||||
French translation | dessin, croquis, figure, graphique, image, photo ¶ sary an-demaka: dessin dans le plan. ¶ sary an'erana: dessin dans l'espace. ¶ sary ara-drefy sy lefantsary: croquis côté et perspective. ¶ sary ara-mari-drefy: croquis à l'échelle. ¶ sary araka ny natiora: dessin d'après nature ¶ sary araka ny safidin'ny mpianara: dessin au choix des élèves ¶ sary efa nosoritana: dessin tracé à l'avance. ¶ sary fampihaingoan-javatra: frise ¶ sary fanehoana: représentation graphique ¶ sary miova loko tsikelikely: dessin aux couleurs dégradées ¶ sary sikotra: sculpture ¶ sary sikotra mivohitra: sculpture bas-relief ¶ sary vita fitomboka: dessin sur timbre caoutchouc ¶ fakana sary: prise de vue [SLP 1986] | ||||
Derivations |
| ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Examples | Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105] | ||||
Toponymy | |||||
Entry | sary | ||||
Part of speech | Unspecified | ||||
Malagasy definition | Asa ataon' izay misafo na mitsapa zavatra na toetran' olona amin' ny fanaovana an-tsafelika. [Rajemisa 1985] | ||||
Derivations |
| ||||
Entry | sary | ||||
Part of speech | Unspecified | ||||
Malagasy definition | [Tambahoaka] toa [Rakotosaona 1975] | ||||
Entry | sary | ||||
Part of speech | noun | ||||
French translation | appellation botanique: Potameia [Rakotovao: Bois] | ||||
Vocabulary | Botany: Tree | ||||
Scientific name | Potameia | ||||
Synonyms | antavaratra ~ resonjo | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |