|
|
|
|

Entry 1  zanaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
4 Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola
5 Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo [1.1]
Explanations in English  6 a child, offspring; the young of animals [1.7]
Explanations in French  7 fils, fille [1.54]
8 enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
9 (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196]
10 [Sakalava-Mayotte] enfant [1.405]
Examples  11  Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4#64]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Analogs  30  dimby, 31  solo, 32  solofo, 33  taranaka, 34  teradranona, 35  tsy omby kibo, 36  zaza natsangana, 37  zaza navelan-dranona
Combinations  38  101 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zanaka
Proverbs  39  Proverbs containing that word

Anagrams  40 ankaza, 41 kazana, kazaña, zanaka

Updated on 2026/04/21