| Entry | 1 kilaolao |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako.
4 Tsilalao. 5 Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny. 6 Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy. [1.1] |
| Synonyms | 7 kilalao |
| Updated on 2025/09/12 |
|