Entry hira
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] lalao, kilalao, hehy [Rakotosaona 1972]
   Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
¶ Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
¶ Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
¶ (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
English definition   a song; music; play [Hallanger 1973]
French definition   chant; musique; jeux [Hallanger 1974]
Examples  
1Hira inona no nohiraintsika? [Profita: Ranary, page 90]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [Ravelomanana: Lalana, page 70]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [Andraina: I Vola, page 69]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry hira
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] anaran-gidro [Rakotosaona 1972]
English definition   ring-tailed lemur (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
French definition   maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulary  
Scientific name   Lemur catta
Synonyms   hirana
Tables and plates   The Lemurs
Illustrations  

Entry Hira
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [Randzavola: Baiboly page 396]
English definition   Hirah [Baiboly]
French definition   Hira [Baiboly]
Vocabulary  
Quotes  

Entry Hi
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   zanak' i Aksesa [Baiboly]
English definition   Ira [Baiboly]
French definition   Ira [Baiboly]
Vocabulary  
Other spellings  
Quotes  

Updated on 2017/04/14