Entry torebiny (torebina)
Part of speech noun torebina and pronoun
Malagasy definition [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin English: treble.
Synonyms torebina

Updated on 2020/07/31