Entry beso
Part of speech noun
Malagasy definition Amin' ny hila misy feo maro, ilay fizaram-peo ambany indrindra, feo ambany sy migoboka: Ny lehilahy lehibe no matetika manao ny beson-kira. [Rajemisa 1985]
English translation bass, in music. [Eng. Bass.] [Richardson 1885]
 a bass voice [Hallanger 1973]
French translation basse; voix grave [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31