Entry feo voalohany (feo, loha)
Part of speech expression
Allegation Word or expression seen in: hira
Examples misy ny feo voalohany, misy ny feo faharoa, manaraka eny koao ny fasiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 19]

Updated on 2020/07/31