| Entry (1/2) | 1 ira |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1] 4 landy, voafoly, voatsody [1.13] |
| Explanations in French |
5 écheveau [1.13] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 14 irà |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in Malagasy |
16 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1] 17 toerana avo iavian'ny rano [1.13] |
| Explanations in French |
18 amont [1.13] |
| All compound words | 19 2 combinations of this word |
| Vocabulary | 20 Geography: (in general) |
| Synonyms | 21 erà |
| Antonyms | 22 anava, ava |
| Anagrams | 23 àry, arỳ, ary, 24 irà, ira, 25 ray, 26 ria |
| Updated on 2025/10/18 |
|