Entry hiraina (hira)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao an-kira: Hirao ange "Ry tanindrazanay malala" [1.1]
Explanations in English To be sung [1.7]
Explanations in French Qu'on chante [1.8]
Morphology 
Present : hiraina, hiraiko, hirainao, hirainy, hiraintsika, hirainay, hirainareo, hirain', hirain-, hiraim-, hirai-
Past : nohiraina, nohiraiko, nohirainao, nohirainy, nohiraintsika, nohirainay, nohirainareo, nohirain', nohirain-, nohiraim-, nohirai-
Future : hohiraina, hohiraiko, hohirainao, hohirainy, hohiraintsika, hohirainay, hohirainareo, hohirain', hohirain-, hohiraim-, hohirai-
Imperative : hirao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20