Entry mihira (hira)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   milalao [Antesaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Manao hira: Mihira ny mpianatra
¶ Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
Mitovy hevitra: manainga feo ~ manandrapeo ~ manao angoa-tenda ~ manao beson-kira ~ manao fasiny ~ manao feo an-doha ~ manao feo voalohany ~ manao saikiny ~ mandredona ~ miantsa ~ mikalo ~ mikalokalo ~ miredona ~ mitanisa ~ mitoloko ~ mitoreo ~ mivazo ~ mivetsovetso [Rajemisa 1985]
English translation   to sing; to amuse oneself [Hallanger 1973]
French translation   chanter; s'amuser [Hallanger 1974]
Examples   Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 138]
Morphology  
mihira
nihira
hihira
mihirà
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry mihirĂ  (hira)
Part of speech   imperative of active verb mihira [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/10/18