Entry fihirana (hira)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny asa atao rehefa mihira
¶ Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana
¶ Boky misy tonon-kira [Rajemisa 1985]
English definition   see hira. [Richardson 1885]
   the act of singing; a hymnbook [Hallanger 1973]
French definition   action de chanter; recueil de cantiques [Hallanger 1974]
Articles  

Entry fihirana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] haravoana [Rakotosaona 1972]

2017/06/29