Entry vazo
Part of speech noun
Malagasy definition Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia a-tao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [Rajemisa 1985]
Examples tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[Fox: Hainteny, number 63]

Entry vazo
Part of speech noun
Malagasy definition Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 
Toponymy Place names having the word vazo (1): Miandrivazo

Updated on 2020/07/31