Entry Atoa
Part of speech   noun (abbreviation)
Malagasy definition   Andriamatoa [3.1]
Examples   Nanaraka tamin'ny 8 janoary 1989, ireto tanora fito mianadahy ireto Rtoa sy Atoa isany: [FKMSM ]
Vocabulary  
Antonyms  

Entry atoa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [Rajemisa 1985]
English translation   a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Derivations  

Entry atoa
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   etsy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
French translation   là (près) [Antesaka] [Deschamps 1936]
Synonyms   ato

Updated on 2015/03/19