| Entry | 1 hirahira |
| Root | 2 hira |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 lalao [Tanala]
[1.78] |
| Explanations in French |
5 chant pour passer le temps, pour s'amuser [1.3] |
| Examples |
6 Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy.
[2.117]
7 Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [2.470] 8 Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270] 9 Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [2.606] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 11 harihary, 12 hirahira |
| Updated on 2025/09/19 |
|