| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| Gen / Jen 38.1 | And it came to pass at that time, that Judah> went down from his brethren, and turned in to a certain Adullamite>, whose name was Hirah. | Ary tamin' izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin' ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy Adolamita anankiray. Hira no anarany. | Tamin' izany andro izany, niala teo amin' ireo rahalahiny Jodà, dia nidina ka tonga tany amin' ny lehilahy anankiray tao Odolama atao hoe Hirà. | Il arriva, vers ce temps-là, que Juda> se sépara de ses frères et se rendit chez un homme d' Adullam> qui se nommait Hira. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 38.12 | And in process of time the daughter of Shuah> Judah>' s wife died; and Judah> was comforted, and went up unto his sheepshearers to Timnath>, he and his friend Hirah the Adullamite>. | Ary rehefa ela, dia maty ny vadin' i Joda, dia ilay zanakavavin' i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon' i Joda, dia niakatra tany amin' ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany. | Nony ela dia maty ilay zanakavavin' i Soe, vadin' i Jodà. Ary rahefa afa-tsaona Jodà, dia niakatra tany amin' ireo nanety ny ondriny, any Tamnà, izy sy Hirà, Odolamita, sakaizany. | Bien des jours passèrent et la fille de Shua>, la femme de Juda>, mourut. Lorsque Juda> fut consolé, il monta à Timna> pour la tonte de ses brebis, lui et Hira, son ami d' Adullam>. |