Entry |
fitily
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [Rajemisa 1985]
|
English translation | A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [Richardson 1885]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|
Entry |
fitily
|
Part of speech | noun
|
English translation | [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [Richardson 1885]
|
| Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) [Mittermeier: Lemurs]
|
French translation | microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [Mittermeier: Lemurs]
|
Vocabulary |
Scientific name | Mirza coquereli |
Synonyms | ~ ~ ~ |
Tables and plates |
|
|
Entry |
fitily
(tily)
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
fitily
(tily)
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Kofehy taretra mena [Rajemisa 1985]
|
|