Proverbs : Ineny

Proverb892 Aza isaoranao re ineny , fa ny mitoetra amin-drenikely no tsy afak . [Veyrières 1913 #902, Cousins 1871 #389]
Aza isaoranao re , ineny , fa ny mitoetra amin-drenikely no tsy tantiko. [Rinara 1974]
French translation Ne renvoie pas ma mère, ô mon père, car je ne saurais demeurer avec une marâtre. [Veyrières 1913 #902]
French interpretation Paroles dites par l'enfant à son père en faveur de sa mère, pour empêcher la répudiation. [Veyrières 1913 #902]

Proverb3313 Mahita loza aho, ry ikaky sy ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [Veyrières 1913 #1571, Cousins 1871]
Mahita loza, ry ikaky sy ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no anarian' ny olona ahy! [Houlder 1895 #2203]
Mahita loza ry Ikaky sy Ineny , hoy ny akofa , fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [Rinara 1974 #1886]
French translation Je suis dans la détresse, ô mon père et ma mère, dit la balle (du grain), car ce n' est qu' à cause de ma maigreur qu' on me rejette (au lieu d' avoir pitié de moi)! [Houlder 1895]
Le malheur m' accable, ô mon père et ma mère, dit le grain de riz coulé, car si les hommes m' ont rejeté, c' est à cause de ma maigreur. [Veyrières 1913 #1571]
French interpretation Plaintes de jeune personne qui ne trouve pas à se marier. [Veyrières 1913 #1571]

Proverb3425 Mamy ny tany ipetrahan' ikaky sy ineny . [Veyrières 1913 #1521]
French translation Douce est la terre où demeurent papa et maman. [Veyrières 1913 #1521]
French interpretation Paroles par lesquelles l' enfant exprime son amour filial et son attachement à la terre qui l'a vu naître. [Veyrières 1913 #1521]

Proverb6133 Raha olona iray no tsy tia , hitoto koba aho hatavy , fa raha Idada sy Ineny no tezitra (tsy tia ) ifony aho fa diso . [Rinara 1974 #3643]

Proverb6201 Ray ka mahanatranatra , reny ka mahadinidinika , fa lainga raha fitia no miohatra an' Idada sy Ineny . [Rinara 1974]

Proverb8145 Veloma ry Ikaky sy Ineny , fa sinibe manga roa hianareo, ka tsy misy tombo sy hala . [Rinara 1974 #4921, Cousins 1871 #3658]

Proverb8222 Vitsy mpanao Ineny toa momba. [Rinara 1974 #4959]

Index