| Entry | 1 veloma |
| Root | 2 velona |
| Part of speech | 3 imperative of adjective velona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 may you live! Farewell! Adieu! Thank you
[1.2] |
| Explanations in French |
6 Adieu! Vive! Merci!
[1.3] 7 adieu, vivez [1.5] |
| Examples |
8 veloma Razay, veloma e!
[2.324]
9 Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470#10] 10 Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472#45] |
| Combinations | 11 5 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/03/07 |
|